Entry | fahitra | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | [Bezanozano, Sihanaka, Tanosy] Fefy [1.78] | |||||||||
Tranon' omby ompiana izay voahodidina vala na fefy na faritra (angamba avy amin' ny hoe faritra ihany ny fahitra; amin' ny Betsileo ny fari-bohitra no atao hoe fahitra ary ny fitoeran' omby atao hoe vala) [1.1] | ||||||||||
Explanations in English | A cattle-fold, a cattle-pen, a pit in which oxen are fattened. [1.2] | |||||||||
Explanations in French | Parc, trou où l'on engraisse les boeufs, où on les enferme [1.3] | |||||||||
Examples |
| |||||||||
Morphology |
| |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Compound words |
| |||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word fahitra | |||||||||
Anagrams | fahitra, fihatra, hafitra, hifatra |
Updated on 2023/08/27 |