|
|
|
|

Entry1  ampalibe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] voankazo fihinana izay hita any avaratra atsinanana
4  [1.1] hazo lehibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra amin'ny voankazo rehetra fa mety mahatratra 15 kilao; ny tsirony, mamy sy matsiro, saingy misy fofony maherihery kosa.
Explanations in English  5  [1.2] [Betsimisaraka] the jackfruit tree (Artocarpus integrifolia)
Explanations in French  6  [1.5] jacquier (Artocarpus integra, Urticaceae)
7  [1.196] (de ampaly (2), et be = grand).
Nom d'abord donné à plusieurs figuiers :
Ficus guatteriifolia Baker (Moraceae). [Sakalava]
Ficus pachyclada Baker (Moraceae). [Sihanaka]
Mais depuis l'introduction du Jacquier, Artocarpus heterophyllus Lam. (Moraceae), arbre fruitier bien connu, c'est à ce dernier qu'on donne en général le nom d'ampalibe.
Vocabulary  8  Botany: tree
Synonyms  9  finesy, kimahatorolela
Scientific name 
Illustrations 
12  13 

Updated on 2024/12/10