|
|
|
|

Entry1  ampongatapaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Amponga kely izay tsotra indrindra fa ny ilany ihany no misy hoditra hovelezina
Examples  4  [2.528] Midobodoboka toy ny amponga tapaka ny foko e!
Vocabulary  5  Music: instruments
Elementary words  6  amponga, tapaka

Updated on 2024/12/07