|
|
|
|

Entry1  ampotomoty
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Akaiky dia akaiky efa mila hitehika mihitsy [1.1]
Explanations in English  4  [fototra, a root, moty, a tree, etc.]. Near, close, quite at hand. A vulgar word. [1.2]
Examples  5  Raha jerena ampotomoty anefa, toa tsy misy ifandraisany velively ny "teny" sy ny "tombon-tsoan' ny firenena" eo amin' ny fiainana "ara-batana" ary izay no zava-manodoka tena mamohehatra indrindra. [2.285#]
Elementary words  6  fototra, moty

Updated on 2023/05/31