Entry (1/7) | 1 moty |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Motika 4 Mokony madinika [1.1] |
Compound words |
|
Entry (2/7) | 6 moty |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Kitsambony miraikitra amin' ny kofehy na amin' ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin' ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy 9 Ny mifaingoka kely amin' ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon' ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 motiny |
Entry (3/7) | 12 moty |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 tsilo na somo-bary [1.13] |
Explanations in French |
15 filet de riz [1.13] |
Vocabulary |
16 Botany: (in general) |
Entry (4/7) | 17 moty |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 Karazam-borona [1.1] |
Vocabulary |
20 Zoology: birds |
Entry (5/7) | 21 moty |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 tai-maso [Taisaka, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 24 Tai-maso fotsy miraikitra eo antsisi-maso [1.1] |
Synonyms | 25 mote |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (6/7) | 28 moty |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in French |
30 (Probablement de motika : qu'on réduit en petits morceaux). Chadsia grevei Drake (Fabaceae). Les racines réduites en menus fragments et écrasées avec de l'eau, servent à préparer un poison de pêche. [Tanosy]
[1.196] |
Vocabulary |
31 Botany |
Scientific name |
|
Entry (7/7) | 33 moty |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in French |
35 Nom donné à plusieurs carissa (Apocynaceae) dans le Sud-Est. [Taisaka]
[1.196] |
Vocabulary |
36 Botany |
Compound words |
|
Anagrams | 38 mito, moty |
Updated on 2024/08/16 |