|
|
|
|

Entry1  anakandroana
Root  2  anakandro
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Voan' ny anakandro; matetika anefa ilazan' ny olona ny anakandro mihitsy io teny io: Toa misy anakandroana izany tavanao izany
Explanations in French  5  [1.3] dartreux
6  [1.54] dartre
Examples  7  izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996#]
Vocabulary  8  Health
Other spellings  9  anakandroina

Updated on 2024/12/12