Entry | 1 ananovina |
Root | 2 anona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (anonovina na ananovina: itỳ faharoa no fampiasa kokoa) Atao toy izao na toy izao (tsy lazaina mazava ny fomba tiana hanaovana ilay zavatra, na noho ny hamaikana na noho ny tsy fitiavana hilaza mazava fotsiny): Ananovy kely ange io varavarana io, ry Koto a! |
Morphology |
|
Other spellings | 9 anonovina |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |