Entry (1/5) | 1 anona |
Part of speech | 2 pronoun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Teny enti-manambara zavatra tsy lazaina anarana (na tsy tiana holazaina na hadino): Nankaiza ny anoko teto? [1.1] |
Explanations in English |
9 Mr. So-and-so [1.2] 10 what-do-you-call-it; [1.7] |
Explanations in French |
11 chose, ce qu'on n'exprime pas . [1.8] |
Compound words |
|
Tables and plates |
13 All the pronouns 14 All the pronouns |
Entry (2/5) | 15 anona |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 singa mpandray anjara amin'ny fahazoana vokatra iray [1.13] |
Explanations in French |
18 facteur [1.13] |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 22 anona |
Part of speech | 23 adjective |
Explanations in Malagasy |
24 vanona, tsara [Tambahoaka]
[1.78] 25 (añona) makadiry, tsara taiza, hendry (vory saina): Jaja tsy añona (zaza adala, tsy hendry, maditra) [Tanala] [1.78] |
Explanations in English |
26 arrived at maturity, perfect [Provincial]
[1.2] |
Compound words |
|
Entry (4/5) | 28 anona |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 Omby antitra [Betsileo]
[1.1] |
Entry (5/5) | 31 añona |
Part of speech | 32 adverb |
Explanations in Malagasy |
33 vanona [Sihanaka]
[1.78] |
Tables and plates |
34 All the adverbs |
Anagrams | 35 anano, añano, anona, añona, naona, ñaoña, noana, onana, anano, añano, anona, añona, naona, ñaoña, noana, onana |
Updated on 2023/08/12 |