|
|
|
|

Entry1  ranona
Elementary words  2  ry, anona
Part of speech  3  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ranona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ranona
lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ranona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ranona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao
Teny ifampiantsoan' ny samy vehivavy rehefa miresaka, na ilazany olona tsy tiana hotononina ny anarany na hadinony tsy tonga ao am-bavany: Tsy hitandRanona angaha ilay olona teto anikeheo? ~ Ranona atsy avaratra no nandrenesako an' izany
Explanations in English  5  [1.2] Mister So-and-so
6  [1.7] what's-his-name
Explanations in French  7  [1.8] Monsieur un tel
Examples  8  Tsy re intsony ny hoe marary ranona na ranona ao an-tanàna, fa izay maty sisa no re. [2.472]
Other spellings  9  ianona
Compound words 
Tables and plates  13  All the pronouns

Anagrams  14  anoran, nanaro, nanora, naoran, naroan, narona, ranona

Updated on 2023/08/12