|
|
|
|

Entry1  Ianona
Root  2  anona
Part of speech  3  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona
lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao
Explanations in English  5  [1.2] what's-his-name. [Mal. sianun.]
Other spellings  6  ranona
Tables and plates  7  All the pronouns

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21