|
|
|
|

Entry1  anao
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] ianao
4  [1.1] Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na raha atao milaza tompon-javatra: Anao ve itỳ trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ?
Explanations in English  5  [1.2] Thee, thine, you, yours. Accusative and possessive case of hianao. (Fiji angao.)
6  [1.7] you (singular, as object); yours
Explanations in French  7  [1.3] Toi, te, à toi, à ton tour. Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas. Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi. Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin. Anao ho anao izany: c'est votre affaire.
8  [1.5] Te, toi.
9  [1.8] vous (singulier - objet); vôtre.
10  [1.6] [Tanala] Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier).
1. (sujet): tu, toi.
2. (complément): te, à toi. Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés
Explanations in Italian  11  [1.18] te
il tuo
Examples  12  Mety mihitsy ny anao, Rasoa havako. [2.470#]
13  Mipetrapetraha, hitotoanay ny anao. [2.270#]
14  Nefa natory tsara ny fahitako anao. [2.332#]
Analogs  15  ianao, -nao
Compound words 
Tables and plates  24  All the pronouns

Updated on 2025/01/01