Entry | 1 ny anao |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza zavatra ananana: Iza amin'ireto boky ireto ny anao? |
Explanations in French |
4 [1.3] le tien, la tienne, les tiens, les tiennes 5 [1.6] [Tanala] le tien, la tienne, ce qui est à toi. Toy ny anao (Voici ta part) |
Elementary words | 6 anao |
Anagrams | 7 ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana, naoina, ny anao |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |