|
|
|
|

Entry1  anaran-tsamirery
Elementary words  2  anarana, samirery
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.146#41] Ny atao hoe anaran-tsamirery dia ny anarana milaza olona na biby na zavatra tsirairay avy, ka entina mampiavaka azy amin' ny hafa mitovy karazana aminy. Ohatra: Andrinampoinimerina, Naivo, Alaotra.
Ireto avy no mety hanana anaran-tsamirery: ny olona (Rabe), ny biby (Imaromainty), ny tany (Madagasikara), ny faritany (Imamo), ny tanàna (Antananarivo), ny tendrombohitra (Andringitra), ny renirano (Mangoro), ny farihy (Alaotra), ny mponina amin' ny tany iray (Malagasy).
Atao soratra vaventy mandrakariva ny voalohan-tsoratry ny anaran-tsamirery, afa-tsy ny anara-mponina raha ampiasaina ho mpamaritra anarana izy, ary soratana teny iray daholo ny teny rehetra natambatra manaovana azy. Ohatra: Anisan' ny tonga teto voalohany ny Arabo ~ Ny hoe mizana dia teny arabo.
Explanations in English  5  [3.1] name
Explanations in French  6  [3.1] nom propre
Examples  7  Tokony ho anaram-bosotra tsotra izy io rehefa tsy anaran-tsamirery [1.519]
Vocabulary  8  Linguistics

Updated on 2024/12/07