Entry (1/2) | 1 anarana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ sokajinteny 4 [1.13] iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] name 6 [1.2] appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) |
Explanations in French |
7 [1.8, 1.13] nom 8 [1.13] dénomination |
Vocabulary |
9 Linguistics |
Morphology |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
28 Anarana (Rapatsalahy Paul) 29 Anaran' ny Biby sy Zavamaniry fahita andavanandro ( ) 30 Fomban' anarana malagasy (Andriamanana Félix) |
Proverbs | 31 Proverbs containing the word anarana |
Entry (2/2) | 32 Anarana |
Elementary words | 33 anarana |
Part of speech | 34 name (book title) [Full list] |
Author |
35 Rapatsalahy Paul |
Publishings |
36 Edisiona Takariva, 1981. Height: 16cm. Width: 11.5cm. Pages: 20 |
Anagrams | 37 |
Updated on 2025/01/21 |