Entry | 1 anaram-bosotra |
Elementary words | 2 anarana, vosotra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra |
Explanations in French |
5 [1.8] a nickname 6 [1.8] sobriquet, surnom |
Updated on 2024/12/07 |