|
|
|
|

Entry1  anaram-bosotra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra
Explanations in French  4  [1.8] a nickname
5  [1.8] sobriquet, surnom
Elementary words  6  anarana, vosotra

Updated on 2024/12/07