Entry (1/2) | 1 anareo |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny fameno: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo itỳ tanimbary itỳ? [1.1] |
Explanations in English |
4 You, your, yours (plural). Accusative and possessive case of hianareo. [1.2] 5 you (plur. - as object); yours [1.7] |
Explanations in French |
6 Vous, à vous, à votre tour. Hamangy anareo aho: je vous visiterai. Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire. [1.3] 7 Vous, à vous (pluriel). [1.5] 8 vous (pluriel - objet); vôtre. [1.8] |
Explanations in Italian |
9 voi 10 il vostro [1.18] |
Compound words |
|
Tables and plates |
12 All the pronouns 13 All the pronouns |
Entry (2/2) | 14 anareo |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 olom-pady [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 17 anareo, anerao, eroana |
Updated on 2023/08/18 |