|
|
|
|

Entry1  andao
Part of speech  2  imperative of passive verb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihasimban' ny hoe andeha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na lasa!
Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Andao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia
Explanations in English  4  [1.2] [An irregular Imperative from mandeha, to go.] Let us go, let us be off. See leha.
Explanations in French  5  [1.3] partons, allons
Root  6  leha
Other spellings  7  ndao
Proverbs  8  Proverbs containing the word andao

Anagrams  9  adano, adona, andao, aonda, doana

Updated on 2025/01/21