|
|
|
|

Entry1  ndao
Part of speech  2  imperative of passive verb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Ndao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [1.1]
Explanations in English  4  a contraction or corruption of the word andeha, let us go. [1.2]
Examples  5  ndao àry ianao hiaraka aminay. [2.472]
6  - Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka. [2.471]
Other spellings  7  andao
Analogs  8  ndeha

Anagrams  9  Ando, ando, dona, ndao, onda

Updated on 2020/07/31