Entry (1/2) | 1 andohalambo |
Root | 2 loha |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Economy: buildings, public works |
Explanations in Malagasy |
5 Rafi-bato na biriky, izay vita mitatao mivohon-tsotro ka atao tataom-baravarana na vavahady 6 Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy andohalambo [1.1] |
Explanations in English |
7 an arch [1.2, 1.7] 8 a circular frame, etc. [1.2] 9 a vault [1.7] |
Explanations in French |
10 cintre [2.415#6618, 1.8] 11 arceau, voûte, ogive [1.8] 12 arc [1.13] |
Examples |
13 tsy nasiana tafo ilay fiarakodia tamin' io, fa tany ivelanin-tafo sy rairain-drindrina ary ny vy tohan' ireny manao andohalambo no teo. [2.472#] 14 Mahatalanjona loatra ny nanaovany ny tranony amin' izato efitra sy rihana manana ny antony avy, mbamin' ny andry sy andohalambo vita tsara ao anatiny. [2.445#] |
Synonyms | 15 lohalambo |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 17 andohalambo |
Root | 18 loha |
Part of speech | 19 noun |
Vocabulary |
20 Economy: finances, management |
Explanations in French |
21 La pièce de cinq francs à l'effigie de Victor Emmanuel d' Italie, à cause des armes [2.415#6618] |
Updated on 2022/10/15 |