|
|
|
|

Entry (1/2)1  andohalambo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rafi-bato na biriky, izay vita mitatao mivohon-tsotro ka atao tataom-baravarana na vavahady
Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy andohalambo
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] an arch
5  [1.2] a circular frame, etc.
6  [1.7] a vault
Explanations in French  7  [2.415#6618, 1.8] cintre
8  [1.8] arceau, voûte, ogive
9  [1.13] arc
Examples  10  [2.472#] tsy nasiana tafo ilay fiarakodia tamin' io, fa tany ivelanin-tafo sy rairain-drindrina ary ny vy tohan' ireny manao andohalambo no teo.
11  [2.445#] Mahatalanjona loatra ny nanaovany ny tranony amin' izato efitra sy rihana manana ny antony avy, mbamin' ny andry sy andohalambo vita tsara ao anatiny.
Vocabulary  12  Economy: buildings, public works
Root  13  loha, lambo
Synonyms  14  lohalambo
Compound words 

Entry (2/2)16  andohalambo
Part of speech  17  noun
Explanations in French  18  [2.415#6618] La pièce de cinq francs à l'effigie de Victor Emmanuel d' Italie, à cause des armes
Vocabulary  19  Economy: finances, management
Root  20  loha, lambo

Updated on 2024/12/10