|
|
|
|

Entry (1/2)1  andrefa
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka, Betsimisaraka, Tanala] nefa, kanefa
4  [1.1] jereo anefa
Explanations in English  5  [1.2] nevertheless, though. Same as anefa, but not at the beginning of a sentence.
Examples  6  Baka antimo mandeha manavaratsy andrefa nitiry volafotsy. [2.606#]

Entry (2/2)7  andrefa
Part of speech  8  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  9  [1.78] [Tanala] nefa: Andriankoaby valakin'ny mitoloña andrefa Rainakoala valakin'ny milefa (Andriankoaby miady mafy nefa Rainimakaola mitsoaka mandositra)

Updated on 2024/12/10