Entry | 1 anefa |
Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Teny mpampitohy, enti-milaza fifanoheran-kevitra, mitovy amin' ny kanefa sy nefa, saingy ny anefa tsy atao manomboka fehezan-kevitra fa atao eo aorian' ny teny iray na roa: Namely ny anao lahy; tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka [1.1] |
Explanations in English |
4 but (same as kanefa but used in slightly different ways) [1.7] |
Explanations in French |
5 mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente) [1.8] |
Synonyms | 6 nefa, kanefa, kandrefa |
Updated on 2020/07/31 |