Entry | kanefa | |
Part of speech | conjunction | |
Explanations in Malagasy | Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao) [1.1] | |
Synonyms | nefa ~ anefa ~ kandrefa | |
Anagrams | faanke, fanake, fekana, fenaka, kanefa |
Updated on 2020/07/31 |