Entry |
androbe
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Karazana aretina izay torantorana foana [1.78]
|
| Aretin-kozatra tsy fantatra antony na fiaviana, fa ny fisehoany no amantarana azy: miantso mafy ny marary, dia midaboka ary tsy mahatsiaro tena; rehefa avy henjana ny vatany rehetra dia manomboka mifanintona amin' izay izy; fanafody mampihena ny mangirifiry no misy fa tsy mahasitrana ny androbe tanteraka [1.1]
|
Explanations in English | [be, great.] Epilepsy, so called because the attacks are supposed to come on in the middle part of the day. [1.2]
|
| Epilepsy [1.7]
|
Explanations in French | épilepsie [1.8, 1.54]
|
Vocabulary |
Proverbs |
|
Entry |
androbe
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Antoandro [1.78]
|
|