|
|
|
|

Entry1  anekena
Part of speech  2  relative verb
Explanations in English  3  [1.2]
Explanations in French  4  [1.3#121]
Examples  5  [2.366#] Koa raha izany, ny mpivavaka dia tsy vitan' ny manary sy manamavo ny nentin-drazana fa mbola manao tompo roa aty amin' ny lany tsy azo anekena afa-tsy tompo tokana.
6  [4.27#] Misy modely telo ny modely frantsay izay miavaka amin' ny fampisarahana mazava ny Fanjakana sy ny Fiangonana, izay tsy anekena ny fitsabahan' ny fivavahana amin' ny fiainam-pirenena;
Root  7  eky
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Other spellings  12  anaikena

Updated on 2024/12/12