|
|
|
|

Entry1  anerany
Root  2  erana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Teny fampiasa mandrakariva miaraka amin' ny tsy, ka ilazana zavatra be dia be, tsy tambo, tafahoatra ny mety: Tsy anerany ny hafanana aty aminareo izany [1.1]
Explanations in English  5  tsy anerany: beyond all measure, unreasonable [1.7]
Explanations in French  6  tsy anèrany: au-delà de la mesure, outre mesure [1.8]

Anagrams  7  anerany, arenina, iarenan, neraina, neranay, niarena, nierana

Updated on 2020/07/31