Entry (1/6) | 1 erana |
Root | 2 era |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Angatahan-dalana: Erao kely aho fa tsy afaka hiasa anio |
Morphology |
|
Entry (2/6) | 9 erana |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Izay mahafeno ny haben' ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza: -- fatra izany: Kely lavitra ny eran' ny sotro noho ny eran' ny kaopy; -- na halehibeazana: Ny eran' ny lohanao ihany no halaiko ho marika hanaovana ny satrony satria mitovy ny iohanareo; -- na fetra: Aza matahotra ianao fa hataoko ny eran' ny aiko; -- na habe: Ohatrinona ny eran' angady amin' ny toerambomanganao? |
Explanations in English |
12 [1.7] a full measure |
Explanations in French |
13 [1.8] mesure pleine; ce qui est possible |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/6) | 22 erana |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 [1.78] [Sihanaka]
harim-bilany, molaly |
Entry (4/6) | 25 eraña |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 [1.13] erana |
Entry (5/6) | 28 erana |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in French |
30 [1.13] espace |
Vocabulary |
31 Mathematics: algebra |
Compound words |
|
Entry (6/6) | 43 erana |
Part of speech | 44 noun |
Explanations in French |
45 [1.196] (de erana : qui est capable de contenir quelque chose ; du malais sedang). Nom de divers cyperus (Cyperaceae) avec lesquels on tresse des corbeilles, des paniers, des instruments capables de contenir des grains ou d'autres produits de l'agriculture. Ce sont notamment : Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. [Betsimisaraka] 46 [Tanosy] Cyperus latifolius var. solidifolius (Boeckeler) Cherm.; Cyperus dives Delile (Cyperaceae) . Voir aussi herana. |
Vocabulary |
47 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 50 |
Updated on 2025/01/21 |