|
|
|
|

Entry (1/4)1  erà
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ
Explanations in French  4  [1.3#128] amont
Vocabulary  5  Space
Synonyms  6  ira
Antonyms  7  ava
Compound words 

Entry (2/4)9  era
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana
Derivatives 
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :

Entry (3/4)15  era
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.78] [Taisaka] filazana
18  [1.78] [Bara] fifanarahana
19  [1.1] Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao?
Explanations in English  20  [1.7] consent, permission
Explanations in French  21  [1.3#128, 1.8] permission
22  [1.3#128] action de consulter, de demander conseil, consentement
23  [1.8] action de demander la permission
24  [1.82] [Taisaka] avis
Derivatives 
25  Active verbs :
26  Passive verbs :
27  Relative verbs :
28  Names :
29  Adjectives :
Compound words 

Entry (4/4)34  era    
Part of speech  35  noun
Explanations in English  36  [1.17] fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray

Anagrams  37 

Updated on 2025/01/21