|
|
|
|

Entry (1/3)1  manerana
Root  2  erana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana mamaky teny sy manoratra?
Explanations in English  5  [1.7] to fill, to pervade
Explanations in French  6  [1.8] remplir, être dans toute l'étendue de
Examples  7  manerana ny tany rehetra ny fitsarany. [2.996]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Entry (2/3)11  manerana
Root  12  serana
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Mandalo eo anoloan' olona: Tsy fanao ny manerana vao manao mbay lalana
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :

Entry (3/3)19  maneràna
Root  20  serana
Part of speech  21  imperative of active verb manerana [Full list]
Explanations in Malagasy  22  [1.1]

Anagrams  23 

Updated on 2025/01/21