|
|
|
|

Entry1  anetsiny
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.10#H198] ny fitenenana hoe "an-etsiny" dia diso ka tokony hatao hoe an-ketsiny, saingy iry diso no efa mahazatra, ka tonga manaviavia ity anketsiny
Examples  4  [2.508#481] anetsiny maro ny Malagasy no naondrana namidy tany ivelany toy izany
Root  5  hetsy
Other spellings  6  anketsiny

Anagrams  7  anetsiny, itsenany, tsenainy, tsy enina

Updated on 2025/02/02