Entry | hetsy | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin' io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsara ho tadidy fa amin' ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian' ny aman- na anka amin' ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fiaramanidina [1.1] | ||||||
Explanations in English | A hundred thousand [1.7] | ||||||
Explanations in French | Cent mille [1.8] | ||||||
International symbols | 100000 100 000 100.000 100,000 [3.1] | ||||||
Examples |
| ||||||
Vocabulary | Mathematics: arithmetic | ||||||
Derivatives |
| ||||||
| |||||||
Tables and plates | The Numbers | ||||||
Article | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||||
Entry | hetsy | ||||||
Part of speech | Unspecified | ||||||
Explanations in Malagasy | [Bara] [1.78] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Updated on 2022/06/26 |