|
|
|
|

Entry1  angaha
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana tahaka ny angamba ary entina misolo azy raha manontany: Lasa angaha Rakoto teo? na raha manisikevitra somary maneso: Sasatry ny miaina angaha izato izy no manaonao foana ohatra itsy!
Explanations in English  4  [1.7] perhaps
Explanations in French  5  [1.3#43, 1.8] peut-être?
6  [1.3#43] c’est possible: Handeha koa angaha hianao (Seriez-vous peut-être au nombre des partants?) ~ Angaha tsy ho avy izy (Il ne viendra peut-être pas)
Examples  7  Vita angaha izao fanadinan' ise? [2.643#]
8  Masiaka angaha ny ray aman-dreninao? [2.4#]
Derivatives 
9  Passive verbs :

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21