|
|
|
|

Entry1  angamba
Part of speech  2  adverb
Derivatives 
3  Passive verbs :
Explanations in Malagasy  4  Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana, izany hoe tsy fahafantarana marina izay hitranga na izay mitranga any lavitra tsy atrehi-maso: Manavy angamba izay i dada ~ Ho tratrako ihany angamba ny voalohany ~ Ho vitanao ve itỳ asa itỳ rahampitso? Angamba [1.1]
Explanations in English  5  see anGAha [1.2]
Examples  6  Ary angamba talohan'izay nahitanao azy no nahitako azy. [2.324]
7  Zanakao daholo angamba ireto, raha tsy diso aho, Ramatoa? [2.470]
8  angamba aza, amin' izay fotoana izay, izaho no olombelona ho halanao indrindra... [2.471]
Tables and plates  9  All the adverbs

Updated on 2020/07/31