|
|
|
|

Entry1  angalarina
Root  2  halatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza zavatr' olona alaina tsy andrariny: Nangalarin' i Koto ny kanetinay [1.1]
Explanations in English  5  to be stolen, to be taken away. [1.2]
Examples  6  Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony. [4.27#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word angalarina

Anagrams  12  angalarany, angalarina

Updated on 2023/01/21