|
|
|
|

Entry1  halatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra
4  Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao
5  Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra [1.1]
Explanations in English  6  theft, pilfery, robbery [1.2]
Explanations in French  7  la chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission: Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés) [1.3#209]
Examples  8  Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [2.4#132]
9  tsy manana anton-koraka fa halatra no antenainy; [2.69#18]
10  Indray maka, nisy vonoana olona noho ny halatra mangahazo. [2.472#129]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Analogs  16  rairay, temoka, latsakalina, behariva
Compound words 
Proverbs  26  Proverbs containing the word halatra
Article  27  Randzavola: halatra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  28  alahatr, halatra, lahatra

Updated on 2023/10/28