|
|
|
|

Entry1  fangalarana
Root  2  halatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fakana zavatr' olona tsy an-drariny, fametsifetsena zavatr' olona [1.1]
Explanations in French  5  L’action de voler, les instruments, les moyens pour [1.3#209]
Examples  6  Ivelan' izany anefa, dia tsapany teto fa misy koa mpifehy toby mahita fomba fangalarana azy manokana. [2.472#]
7  Nalaza loatra ny haratsian' ireo jiolahy tao ireo fa sady nanararaotra ny tsy fifankazahoan' ny Sakalava sy ny taty Imerina izy no efa za-draharaha amin' ny fangalarana sy famonoan' olona rahateo koa dla nanampatra ny hasiahany. [2.895#]

Updated on 2023/01/08