|
|
|
|

Entry1  fangalarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fakana zavatr' olona tsy an-drariny, fametsifetsena zavatr' olona
Explanations in French  4  [1.3#209] L’action de voler, les instruments, les moyens pour
Examples  5  [2.472#] Ivelan' izany anefa, dia tsapany teto fa misy koa mpifehy toby mahita fomba fangalarana azy manokana.
6  [2.895#] Nalaza loatra ny haratsian' ireo jiolahy tao ireo fa sady nanararaotra ny tsy fifankazahoan' ny Sakalava sy ny taty Imerina izy no efa za-draharaha amin' ny fangalarana sy famonoan' olona rahateo koa dla nanampatra ny hasiahany.
Root  7  halatra

Updated on 2024/12/11