Entry | 1 fangalarina |
Root | 2 halatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza olona mangalatra foana tsy mety fay fa toa efa anton-draharaha mihitsy aminy ny mangalatra [1.1] |
Explanations in English |
5 A confirmed thief. [1.2] 6 habitually thievish [1.7] |
Explanations in French |
7 un voleur de profession [1.3#209, 1.8] |
Examples |
8 izay fatra-pifehy trano fangalarina. [1.437#] 9 Ny papango fangalarina, ny goaika didimaso, ary ny takatra lava hatoka; [2.69#] |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word fangalarina |
Updated on 2023/01/08 |