|
|
|
|

Entry1  hala-pihinana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  sakafo na fangalaran-tsakafo alaina mangina sy misokosoko, ka hanina miafina tsy atao fantatry ny hafa; entina milaza koa ny ataon' ireo ratsy fitondran-tena manitsa-bady any an-katakonana [1.1]
Elementary words  4  halatra, fihinana

Updated on 2024/08/13