Entry | aninona (inona) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Enti-manontany anaran-tanàna: Aninona re, Andriamatoa, irỳ tanàna atsimo irỳ [1.1] | |
Proverbs | Proverbs containing the word aninona | |
Anagrams | aninano, aninona, noanina, onanina |
Updated on 2023/01/20 |