Entry | 1 an-kanifisana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Kely raha ny hatevenany no jerena kely dia kely, manify kely: An-kanifisana ny tombony azoko tamin' io raharaha io / Ankanifisana ny anjara mofon' Ibalita ka nitomany izy |
Explanations in English |
4 [1.7] scarce |
Explanations in French |
5 [1.8] rare, insuffisant |
Elementary words | 6 hanifisana |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word an-kanifisana |
Anagrams | 8 an-kanifisana, fanasikinana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |