Entry (1/2) | 1 ankaratsiana |
Root | 2 ratsy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana [1.1#89] |
Examples |
5 Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299#124] |
Antonyms | 6 ankasoavana |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 8 an-karatsiana |
Part of speech | 9 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
10 Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana [1.1#89] |
Explanations in English |
11 in evil days [1.7] |
Explanations in French |
12 dans l'épreuve [1.3#613] 13 dans le malheur [1.8] |
Examples |
14 ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588#23] |
Antonyms | 15 ankasoavana |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word an-karatsiana |
Anagrams | 18 an-karatsiana, ankaratsiana, nanasaritaka |
Updated on 2023/08/19 |