Entry |
ankasoavana
(soa)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zava-tsoa mahafaly tonga amin' ny fianakaviana: Mety raha falifaly sy ravoravo rehefa mamangy amin' ny ankasoavana [1.1]
|
Examples | Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka
[2.299]
|
Antonyms |
Compound words |
|
|
Entry |
an-kasoavana
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Tia mifamangy an-kasoavana sy an-karatsiana ny Malagasy [1.1]
|
Explanations in English | In good times, in times of prosperity [1.7]
|
Explanations in French | Dans la prospérité [1.3, 1.8]
|
Examples | ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana
[2.588]
|
Antonyms |
Proverbs |
|