Entry | 1 an-keviny |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ny tokony na ny mety ho izy |
Examples |
4 [1.357#] ary ny ankeviny dia hydrogena roa famarana ny oxyzena iray. 5 [1.123#] Ary raha mahaloa ny sasany hiany izy, fa tsy mahafeno ny fananany, dia atao ankeviny ny tsy feno, ka raha 20 no tsy feno dia migadra herintaona izy. |
Elementary words | 6 hevitra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |