Entry | ankitsirano | |
Part of speech | adverb | |
Explanations in Malagasy | [ an-kitsirano ] Amin' ny fomba tsotra, tsy an-kifonofono, tsy misy olakolaka [1.1] | |
Fanahy iniana [1.13] | ||
Explanations in French | Délibérément [1.13] | |
Examples | Mbola hidina ambanimbany kokoa ve izy, ka hilaza ankitsirano ny safidiny?
[2.5] | |
Anagrams | ankitsirano, antsionkary |
Updated on 2023/01/12 |