|
|
|
|

Entry1  ankohonana
Root  2  hohona
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Relationships: family
Explanations in Malagasy  5  Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny tokantrano: vady aman-janaka, ray aman-dreny antitra, mpiasa, havana na zana-kavana mipetraka ao amin'ny tena [1.1]
6  fitambaran'ny olona ao anaty tokantrano iray izay ahitana ny ray sy ny reny ary ny zanaka [1.13]
Explanations in English  7  A family, a household. [1.2]
8  a household [1.7]
Explanations in French  9  la famille, les gens de la maison, ceux qui sont sous la dépendance ou la juridiction de... [1.3]
10  maisonnée [1.54]
11  la famille, les gens de la maison [1.8]
12  ménage, famille [1.13]
Examples  13  Dia miara-misaika rano ny ankohonana. [2.245#]
14  Tsy hisy harena ho tafatsangana mba hamelomana ny ankohonana. [2.528#]
Article  15  Randzavola: ankohonana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/01/20