Entry | 1 anoarana |
Root | 2 hoatra |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in French |
4 [1.3#256] |
Examples |
5 Tsy te-hino ny saiko adalan' ny nenina, nefa teo anoloan' ny tsy azo anoarana, dia voatery tsy maintsy nanaiky ny zava-nisy. [2.471#] 6 Tsy ilaina angamba ny hilaza fa iry fian-kevitra voalohany no notohanan'ny Frantsay, nony tojo ny tsy azo anoarana izy, ka voatery hanome antsika fizakan-tena? [2.503#] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word anoarana |
Anagrams | 12 anaranao, anaranoa, anoarana, arananao |
Updated on 2022/07/01 |