Entry (1/2) | 1 an-tanàna |
Root | 2 any, tanàna |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Examples |
4 - Firy anefa ny lehilahy eto an-tanàna? [2.324] 5 Hono ray olona ato an-tanàna mba nandry teto ve Rasoavangaina? [2.131] |
Entry (2/2) | 6 an-tanana |
Root | 7 any, tanana |
Part of speech | 8 adverb [Full list] |
Examples |
9 ny vola an-tanana lany tamin' ny lahasa, ny sakafo tsy misy. [2.472] 10 Ankotsohotso hatsotso roa venty raha mahay hianao dia roa no ho an-tanana [2.131] |
Anagrams | 11 an-tanàna, an-tanana, natanana |
Updated on 2020/07/31 |