Entry | 1 antenatena |
Part of speech | 2 preposition [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza toerana eo ampovoan' ny fiakarana na fidinana iray: Niverina nody izy na dia efa tonga teo antenatena lalana aza Rihana tsy ambony na ambany indrindra: Anontanio ao antenatenany fa ao izy no mipetraka |
Explanations in French |
4 [1.5] au milieu |
Examples |
5 nahaverezana takelaka roa ao an-tenatenany ity boky ity (il y a deux feuilles de perdus au milieu de ce livre) [1.3] 6 nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration) [1.3] |
Morphology |
|
Other spellings | 8 antenatena |
Updated on 2024/12/12 |